Flash
Préc Suiv

Songadina: ny kandidà  Rajoelina an-tsary

Songadina: ny kandidà  Rajoelina an-tsary

Nosokafana tamin’ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ny fampielezan-kevitry ny kandidà laharana faha-13, Rajoelina Andry.

Maro ireo tonga nanotrona ny fanompoam-pivavahana. Antoko politika, mpandraharaha, depiote ary ireo mpanara-dia ny mpanorina ny IEM.

Les commentaires sont fermées.