Flash
Préc Suiv

Fanamoriana fiarakodia Rallye: 41 ireo mpifaninana hiady ny Rim 

Fanamoriana fiarakodia Rallye: 41 ireo mpifaninana hiady ny Rim 

Hafana vay, ny andiany faha-39 amin’ny “Rallye international de Madagascar – Rim  2018”. Fifaninanana, hotanterahina, any amin’ny faritra Alaotra Mangoro, ny 20 ka hatramin’ny 22 septambra ho avy izao. Hahatratra, 41 ireo mpifaninana handray anjara, amin’ity andiany 2018 ity. Hanana halavirana, 458, 62 km ity rallye ity, misy dingana manokana “ES” miisa 14 mirefy 205, 92 km ka ny 10 samihafa. Manana lanjan’isa 2.0 ity “Rallye international de Madagascar  – Rim  2018”, ity.

Torcelin

Les commentaires sont fermées.