Flash
Préc Suiv

Taratry ny kanto

“Tolo-tanana ho an’i Fanaiky”. Hanomboka, anio alina eny amin’ny Trass Tsiadana, ny andiana hetsika, entina hanangonam-bola hitsaboana an’i Fanaiky. Miisa maromaro izy ireo, izay misy hatrany amin’ny faritra ka hatrany ivelany. Eny amin’ny La Fabrik Ambondrona kosa ny rahampitso. Hisy maromaro izany ny faran’ny herinandro: Is’Art Galerie, Piment Café, ary any amin’ny Gare Le Manguier Toamasina ny asabotsy. Etsy amin’ny AFT Andavamamba, No Comment Bar Isoraka ary ny any Antsirabe ao amin’ny La Palette kosa ny alahady. Hanome ny tohin’ny hetsika ny fianakaviana sy ny naman’i Fanaiky aorian’izay.

Les commentaires sont fermées.