Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary: ny kandidà Rajoelina Andry tany Mahitsy

Songadina an-tsary: ny kandidà Rajoelina Andry tany Mahitsy

 

Nofarombahan’ny olona ny nandray ny tanana ny kandidà Rajoelina.

Notoloran’ny vahoaka lamasinina haingam-pandeha ho fahatsiarovana.

Nampiseho tamin’ny alalan’ny haiady karate ny mpanorina IEM fa vonono hiatrika ny rehetra.

Nilaza ampahibemaso ny antoko politika Avi fa manohana 100% ny kandidà Rajoelina.

 

Les commentaires sont fermées.