Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary: ny kandidà Rajoelina Andry tany Soavinandriana

Mbola teny an-dalana, efa maro ireo vahoaka nitsena ny kandidà.

Nifarombahana ny fandraisan-tanana azy.

Feno hipoka ny kianja, tonga nanatrika ny vina IEM ny vahoaka.

Nitondra vahaolana teny ifotony ny kandidà laharana faha-13

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique