Flash
Préc Suiv

Manohitra ny Toliara Sands: nidina an-dalambe ny vahoaka

Anarivony ny vahoaka nidina an-dalambe, ny faran’ny herinandro teo tany Toliara. Toherin’izy ireo ny fitrandrahana fasimainty ataon’ny orinasa Toliara sands. Anisan’ny nitarika ny vahoaka, ilay mpanakanto Theo Rakotovao sy ny depiote iray.

Ny mahavariana amin’ity raharaha ity, miaraka amin’ny fitondrana HVM nanome alalana ity orinasa ity ilay depiote, nefa lasa manohitra indray aty aoriana. Akaiky tokoa ny fifidianana ka atao daholo ny fomba rehetra hakana ny fon’ny mpifidy.

Randria

Les commentaires sont fermées.