Flash
Préc Suiv

Filaharan’ny kandidà anaty  biletà tokana  

Vita teny amin’ny Ceni, Nanisana, afakomaly, ny antsapaka amin’ny  ho filaharan’ny kandidà ao anatin’ny biletà tokana sy amin’ny tabilao fametahana peta-drindrina. Niara-nanao izany ny avy amin’ny Ceni, ireo kandià na ny solontenan’izy ireo avy, natrehin’ny vadintany.

  1. Rasolofonjoa Haingo Andriakajamalala (Avotra ho an’ny firenena)
  2. Rakotofiringa Richard Razafy (SJIAM)
  3. Tabera Randriamanantsoa (Kintana)
  4. Rasolofondraosolo Zafimahaleo na Dama Mahaleo (Manajary vahoaka)
  5. Jules Etienne Rolland (Mafi)
  6. Ratsietison Jean-Jacques Jedidia (FMI-MA)
  7. Andriantseheno Lalaoarisoa Marcellin (Tafajiaby)
  8. Rabary Andrianiaina Paul (Miasa)
  9. Rabeharisoa Saraha (PLD)
  10. Radavidson Andriamparany Benjamin (FFF)
  11. Rafalimanana Ny Rado (Fomba)
  12. Rajaonarimampianina Rakotoarimanana Hery Martial (HVM)
  13. Rajoelina Andry Nirina (TGV)
  14. Bezaza Marie Eliana Pascaline Manasy (PSD)
  15. Andrianoelison José Michel (Aro Riaka)
  16. Narison Stephan (AGMM)
  17. Rajaonary Erick Francis (Mamimi)
  18. Ramaroson Arlette (Parrainage)
  19. Beriziky Jean-Omer (Antsika i Madagasikara)
  20. Randriamampionona Joseph Martin (RTM)
  21. Ratsiraka Didier Ignace (Arema)
  22. Mahafaly Solonandrasana Olivier Jocelyn (Parrainage)
  23. Radilofe Mamy Richard (RDS)
  24. Ernaivo Fanirisoa (Zama sy Patram)
  25. Ravalomanana Marc (Tim)
  26. Imbeh Serge Jovial (Afima)
  27. Ravelonarivo Jean (Aba)
  28. Randriamorasata Solo Norbert (UDCMA-KMTP)
  29. Zafivao Jean Louis (Gasymi)
  30. Rasolonjatovo Falimampionona (Fitambolagnela/IAD)
  31. Rakotomamonjy Jean Max (Leader Fanilo)
  32. Rabarihoela Bruno (Faima)
  33. Ratsiraka Iarovana Roland (MTS)
  34. Mailhol André Christian Dieu Donné (GFFM)
  35. Robimanana Rivomanantsoa Orlando (MVF)
  36. Rasolovoahangy Roseline Emma (Ema)

Les commentaires sont fermées.