Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

Nanakoako ny fiderana an’Andriamanitra, ny asabotsy teo, tetsy amin’ny FJKM Isotry Fitiavana. Nanandratra ny feony nandritra izany, i Harilanto.

Aro kanton’ny fahiny, Ny angola itokiana, Ny angola fiderana ary ny Tambatra sehatra bà gasy. Nifandimby niaka-tsehatra nanafana ny « Bà gasy an-tsehatra », ireo tarika ireo, omaly tolakandro, tetsy amin’ny IKM Antsahavola.

Ireo avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena, nanatrika ny antsapaka tamin’ny laharan’ny kandidà teny amin’ny Ceni.

Ireo kandidà na ny solontenany, niatrika ny antsapaka.

Les commentaires sont fermées.