Flash
Préc Suiv

Tselatra

Mitohy ny fimenomenonana eo amin’ny mampiasa ny lalana rocade, ilay nasiana dongona fampihenana hafainganam-pandeha noho ny fisian’ny olon-dratsy manararaotra eo rehefa alina. Misy andian’olona mitoraka fiara, ary efa maromaro ireo tratran’izany, teny an-toerana. Voalazan’ireo efa niharan’izany fa misy andiana lehilahy enina eo manatona ny fiara izay taraiky eo amin’io lalana io. Manendaka ireo ary miandriandry izay fiara miveravera eo. Tsy misy polisy mihitsy anefa eny rehefa alina.

Les commentaires sont fermées.