Flash
Préc Suiv

Inona indray !

Kila hotohoton’ny afo ny taxi-be iray omaly hariva tamin’ny 5 ora tao amin’ny fiantsonana ao Andranomanelatra. Tsy fantatra izay nahatonga ny loza fa ny afo efa nijoalajoala no nahataitra ny olona teo amin’ny manodidina. Tsy nisy ny naratra na ny aina nafoy.

*Tokony hojerena akaiky mihitsy ireny taxi-be ireny.

Vita ny alahady teo ny tarte lehibe indrindra feno frezy, tany Frantsa. Mahatratra 380 kg ny lanjan’ny fangaro natao aminy ankoatra ny tsiranoka 40 litatra nafangaro aminy. Nozaraina tamin’ny olona marobe nanatrika izany. Fety efa fanao isan-taona any an-toerana ihany koa izy ity.

*Mahita atao foana ny vazaha hialana  voly!

Nangonin’i Yves S.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique