Flash
Préc Suiv

Fiadidina ny primatiora : voatendry ho tale kabinetra Rakotozafy Andry Herizo

Tsy niandry ela fa efa niasa avy hatrany.  Voatendry ho anisan’ny  mpiara-miasa akaiky ny Praiminisitra  Ntsay   Chrisrian eny amin’ny lapan’i  Mahazoarivo,  Rakotozafy Andry Herizo.  Hisahana ny  tale  kabinetra eo anivon’ny fiadidiana ny primatiora ny tenany manomboka izao. Tsiahivina  fa zanaky ny  depioten’Ambatofinandrahana, Razanamahasoa  Christine, efa  lasa minisitry ny  Fanajariana ny  tany sy ny  tanàn-dehibe  amin’izao governemanta vaovao izao, ity notendrena ho tompon’andraikitra ambony eny Mahazoarivo ity. Niteraka  resabe any anaty tambajotran-tserasera izany amin’izao fotoana  izao…

Randria

 

Les commentaires sont fermées.