Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

Samy tsy nisy diso anjara ireo mpankafy ny tarika Rossy. Niavaka ny fampisehoana natolony, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny zoma alina teo.

 

Niavaka tamin’ny hetsika tamin’iny faran’ny herinandro iny ny seho natolotry ny tarika Black Jack’s sy ny Jeneraly, tetsy amin’ny Dôme Ankorondrano, ny zoma teo.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique