Flash
Préc Suiv

Kianjan’ny 13 mey an-tsary

Kianjan’ny  13 mey an-tsary

Na anaty fikambanana na sendika, samy tonga maro avokoa ireo mpampianatra avy eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Tafapetraky ny depiote ho an’ny fanovana, tetsy amin’ny HCC ny fitoriana fanonganana ireo depiote mpamadika palitao.

 Soratra sy sary : Synèse R. sy Fano

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique