Flash
Préc Suiv

Députés pour le changement : Les députés vont déposer un complément de dossier pour étayer la requête aux fins de déchéance du président de la République au niveau de la HCC.

Députés pour le changement : Les députés vont déposer un complément de dossier pour étayer la requête aux fins de déchéance du président de la République au niveau de la HCC.

Une réponse à "Députés pour le changement : Les députés vont déposer un complément de dossier pour étayer la requête aux fins de déchéance du président de la République au niveau de la HCC."

  1. Godefroy Rajaobelina  18/05/2018 à 06:58

    Ny didim-pitsarana araka ny rariny sy ny hitsiny dia mandamina ny toe-draharaha izay tsaraina, fa tsy ara-dalàna fotsiny. Araka izany ilay navoakan’ny FAL (HCC hoy ny vazaha-gasy) mikasika ny lalam-pifidianana. Tokony ho toy izany koa ny mikasika ny fampitsaharana ny Filohan’ny Repoblika amin’ny asany. Volana vitsy sisa dia tapitra ny fepotoana tokony hiasany, tsy handamina ve ny hanapahan’ny FAL fa tokony hampandefitra ny ambom-pony ny Filoha? Sa tsy ara-dalàna ny manao izay manpalahelo Filohan’ny Repoblika?

Les commentaires sont fermées.