Flash
Préc Suiv

Vaovao tambatra

 Mitentina 90,7  miliara Ar ny hetra kendren’ny sampandraharahan’ny ladoany hampidrina amin’ity taona 2018 ity. Mahatonga io tarehimarika io ho 134 miliara Ar ny hetra manokana avy amin’ny vokatra solika, raha hihena -43,3 miliara Ar ny tsy hiditra noho ny Fifanarahana fiaraha-miombon’antoka toekarena vonjimaika (APEi).

Hihena 70% ny hetra amin’ny trano sy ny tany (IFPB) miohatra amin’ny tentimbidiny (valeur locative) araka ny voasoratra ao anatin’ny tetibola 2018. Voakasik’izany ireo trano hampiasaina ho an’ny indostria.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique