Flash
Préc Suiv

Inona indray

Inona1

Kamiao nitondra sokola ranony milanja 12 taonina nivadika tany amin’ny arabe migodana any Pologne. Niparitaka teo amin’ny arabe izany ary toy ny ranobe mihitsy. Tonga nandraoka izany ny mpamonjy voina any an-toerana. Tapaka naharitra ny lalana, noho izany.

*Raha taty izany, mety ho nisy nifarombaka?

Inona2

Mivoaka any Frantsa izao ny bankiraro mifanaraka amin’ny lalao baolina kitra hiadiana ny tompondaka eran-tany, ny volana jolay ho avy izao. Bankiraro antsoina hoe Kindy, izay entina hanohanana ny ekipa frantsay, ka misy an-dahy sy am-bavy izany.

*Ho tonga aty ihany izany ary ho lasa lamaody!

Nangonin’i Yves S.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique