Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Tomefy olona ny kiajan’ny 13 mey ny asabotsy, nitohy hatrany ny hetsik’ireo solombavambahoaka 73.

Nohamarinina tamin’ny fotoam-pivavahana ny fahatsiarovana ny datin’ny 13 may, maro ireo mpihira evanjelika nifandimby, mpanao tononkalo, teny anelanelany, ary nisy koa fandraisam-pitenenany ny solombavambahoaka.

: Naseho tamin’ny lalao firalahiana ny hetsiky ny FJKM, ny mpitandrina sy mpanao gazety, teo ihany koa ny mpitandrina sy ny ben’ny Tanàna.

Na teo aza ny olana teknika, tontosa sy nifaly ireo mpankafy ny tarika Zay, omaly alahady tolakandro tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahatena sy kolontsaina Mahamasina.

Sary: Fanou sy Tina

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique