Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Ny maraina, rakotra mpitandro filaminana teny Analakely sy ny manodidina. Maro hatrany koa ireo vahoaka nitanjozotra hidina eny amin’ny lapan’ny Tanàna.

Tamin’ny 11ora sy 30 minitra antoandro, nidina moramora avy eny Andohan’Analakely ny fiara nitondra ireo namoy ny ainy anankiroa.

 

Tafiditra malalaka teny amin’ny lapan’ny Tanàna ireo vahoaka sy tompo-manjo.

Maro hatrany ireo solombavambahoaka tonga teny an-toerana.

Ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina Andry, tonga nitasapa alahelo ireo fianakavian’ny namoy ny ainy, maro ireo vahoaka nitsena sy niarahaba azy teny Analakely ka hatreny Behoririka.

Tonga namangy teny an-toerana ihany koa ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc.

 

Sary: Fanou sy Tiana

 

Les commentaires sont fermées.