Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nirefodrefotra ary nanetroka ny baomba mandatsa-dranomaso, Analakely, Behoririka sy manodidina, ny asabotsy teo.

Nidina avy eny Ambohijatovo ireo vahoaka rehefa avy nihazo ny tonelina Ambanidia.

Tafiditra teo amin’ny lapan’ny Tanana ireo solombavambahoaka sy ireo mpitolona nanaraka azy.

Ny Alahady kosa, nisavorovoro ireo havan’ireo nanana ny maty tetsy amin’ny hopitaly HJRA.

Noentiny avy hatrany teny Ambohimanarina ny razana vao afaka nivoaka ny iray.

Ampahany amin’ireo naratra sy ny fitaovana nampiasain’ny mpitandro filaminana, nanaparitahana ireo olona.

 

Les commentaires sont fermées.