Flash
Préc Suiv

Les clichés de la semaine

Les clichés de la semaine

Fotoan-dehibe amin’ny mpino katolika, ka vory tany Vohipeno avokoa ireo Eveka eto Madagasikara

Sorona Masina niavaka, nametrahana ny olon-tsambatra fahatelo eto Madagasikara, izay nankatoavin’ny Fiketrahana Masina

An’arivony ireo mpino tonga tany Vohipeno, nanatrika sy nanome voninahitra ny fotoana.

Ny Mgr Gaetano Di Pierro (ankavia), Eveka vaovaon’i Farafangana, izay nandray ireo namany.

Ny “relique” an-dramose Botovasoa, nentina namakivaky ireo mpino.

 

Ny “harmonie”, zavamaneno notendreny tamin’ny fahavelony, mipetraka ao amin’ny Notre dame de l’Assomption Vohipeno.

Ny tsangambaton-dRamose Botovasoa, maro ireo mpino no naka sary natao fahatsiarovana.

Anisan’ireo vahiny nanatrika izany ny filoha teo aloha ny Tetezamita, Rajoelina Andry.

Tany an-toerana koa ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc.

Les commentaires sont fermées.