Flash
Préc Suiv

29 marsa an-tsary

29 marsa an-tsary

Toy ny isan-taona, nanamarika ny fahatsiarovana ny 29 marsa, teny Mausolé eny Andrainarivo ny Malagasy.

Alahelo sa hafaliana ny mameno ny fon’ireo bekotromaroholatra mahita an’i Madagasikara tahaka izao?

Namita ny adidiny teny Ambohijatovo ihany koa ny Mapar.

Ny ahiahy tsy ihavanana! Nohamafisina ny fitandroana filaminana teny Ambohijatovo.

Nanatontosa: Fanou sy HaRy R.

Les commentaires sont fermées.