Flash
Préc Suiv

Tselatra

Manoloana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana miseholany ao Toliara II, tonga any an-toerana, ny alatsinainy teo ny avy amin’ny Emmo/Reg manampy tosika ireo zandary. Nisy, araka izany ny fisamborana andian-jiolahy tao amin’ny kaominina Ankilimalinike. Mitohy ny fanadihadiana ataon’ny zandary.

Mirongatra ny fakana an-keriny teratany vahiny. Manoloana izany indrindra nanao fanairana ireo mpandraharaha vahiny eto amintsika ny filohan’ny “Club export Réunion” mba ho mailo hatrany amin’ity tranga manome endrika ratsy an’i Madagasikara ity.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique