Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Teny amin’ny fokontany Andrefan’i Mananjara, nosafidin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra nanatanterahina ny fanadiovana. Ny lakandranon’ Andriantany, nanalana ireo fako nivangongo sy nanala ireo fako tao anaty rano.

Nisy ireo eo anivon’ny fokontany, nanadio ny manodidina, toy ny tetsy Mahamasina.

Teo anivon’ny minisitera isan-karazany, nanatontosa ny adidiny, notarihin’ny lehiben’ny governemanta, izay natao tetsy manodidina an’Anosy.

Teo ihany koa ireo olon-tsotra, nanatontosa adidy isan’andro, teny La reunion kely, maro ireo tsy taitra ny fanadiovana, nanohy ny fiainana andavanandro.

 

Sary: Fanou sy Tiana R.

Les commentaires sont fermées.