Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary : vokatry ny rivodoza AVA

Songadina an-tsary : vokatry ny  rivodoza AVA

izao hatrany ny mahazo ny Malagasy rehefa miakatra ny rano, vokatry ny rivodoza

Efa eo amin’ny marika filazana loza ny fiakaran’ny reniranon’i Sisaony eny Tanjombato.

Na eo aza ny rano, tsy maintsy mivoaka ny trano, manoloana ny fitadiavana.

Fanou sy Mamiherison

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique