Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Ny talata alina teo, tetsy Analakely, nanatanteraka fisavana sy nitsapa ny tahan’ny alikaola ny eo anivon’ny sampandraharaha fitaterana an-tanety na ATT, ho famongorana ny lozam-pifamoivoizana mialoha ny fety.

Nirehitra ny trano tetsy Ambohimangakely, omaly maraina fa maro kosa ireo entana avotra.

Les commentaires sont fermées.