Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Velon-taraina ny mponina traboina any Maroantsetra izay anisan’ny voa mafy tamin’ny fandalovan’ilay rivodoza Enawo farany teo. Mahatsiaro tena ho faralahin’olona izy ireo satria tsy mbola nahazo fanampiana hatramin’izao. Ankilabao tanteraka izahay izay tena voa mafy indrindra miohatra ny ao Antananarivo. “Henonay ireo fanampiana  avy amin’ny malala tanana saingy tsy misy tonga aty izany », hoy ny mponina any Maroantsetra.

 

Les commentaires sont fermées.