Flash
Préc Suiv

Iavoloha an-tsary

Iavoloha an-tsary

Fanasana avy amin’ny filoha mivady ny fety teny Iavoloha omaly. Asaramanitra ny andro e!

Nahataitra ny maro ary nanarika ny mason’ny mpitazana ny nahita ireto fiara vaovaoben’ny Ceni ireto.

Naranty omaly sahady fa handray ny fivoriana an-tampon’ny Comesa sy ny Frankofonia i Madagasikara amin’ity taona ity.

Maro ireo olom-panjakana nanoina ny fanasana.

Fotoana fampisehoana ny lamaody ny andro tahaka izao, indrindra ho an’ny andriambavilanitra. Izany fianjaikany!

trano fisakafoana Colbert no niantoka ny fikarakarana ny sakafo, omaly.

Samy olom-panjakana, samy manana ny andraikiny koa anefa. Miandahy miambavy ny famonjena fanasana.

Ny filoha teo aloha Ravalomanana mivady nanome voninahitra ny fifampiarahabana nahatratra ny taona eo amin’ny mpitondra malagaasy.

Tsy afa-misaraka amin’ny fety ny mpanakanto. Niezaka nanafana ny sehatra ry Mahery, Lilie, Poon, Rija R…

Sady tompom-pety no olo-nasaina ny Praiministra mivady

 Nanatontosa : Njato Hervé sy Yvonne R. 

Les commentaires sont fermées.