Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

 Miisa valo ireo gadra tsy ampy taona nandositra ny fonja ao Mahajanga, ny alin’ny 2 janoary 2016 teo. Araka ny fanazavan’ny lehiben’ny fonja ao an-toerana, nohazonina tao amin’ny fonja vaovao namboarin’ny Croix Rouge izy ireo. Fantatra ny anaran’ireo gadra enina raha tsy fantatra kosa, ny mombamomba ireo roa lahy hafa, araka ny fanazavana. Voalaza fa nogorobahan’ireo voafonja ny rindrina ka teo ry zalahy no nivoaka. Mitohy ny fikarohana ireto gadra tafatsoaka ireto.

Les commentaires sont fermées.