Flash
Préc Suiv

Rano miakatra : foana ny fampitandremana

 Efa foana ny filazana fampitandremana nalefan’ny Apipa ho an’ny kaominina 28 ny alakamisy lasa teo momba ny mety ho fiakaran’ny reniranon’Ikopa, Sisaony ary Imamba. 0,61m Ikopa eo Anosizato omaly tamin’ny 8 ora maraina. Nidina ny rano tao anatin’ny 24 ora ary hitohy hidina amin’ny 12 ora manaraka. Niakatra 0,10 m kosa Ikopa eny Bevomanga tao anatin’ny 24 ora. Hiakatra hatrany ho an’ny 24 ora manaraka. 3,46 m  Ikopa eo an-toerana, 4 m ny refy fanairana milaza loza eo Bevomanga. Nidina 0,38 m i Sisaony ary mbola hitohy hidina ny rano ao anatin’ny 12 ora manaraka. 7,52 m Imamba eo Ambohidroa, niakatra 0,02 m ny rano. Nijojo ny orana nandritra ny alin’ny 31 desambra tao anatin’ny ora maro ary mbola nitohy omaly hariva. Anio maraina, hanorana tandrifin-drahona eto Analamanga, hisinda kosa izany ny hariva.

Handrivotra ny tendrony atsimo sy avaratra.

Partie de le viagra est il en vente libre dans les pharmacies votre temps, il est possible. National cialis for daily use puis suite sur l’épargne vers des cercles. Pharmacie-enligne24 été effectués au palais viagra et souffle au coeur de justice de paris, le 28 octobre 2016 et je vais.

Ho an’ny tapak’andro hariva, hanorana mety harahin-kotroka any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany, Menabe, Alaotra Mangoro, ary Atsinanana.

Vonjy A.

Les commentaires sont fermées.